Hankany amin'ny vontoatiny

Aferontany

Avy amin'i Wikipedia

Ny aferontany dia zavamaniry isan-karazany ao amin' ny fianakaviana Molluginaceae sy Gentianaceae, dia ireto izany:

  • Paramollugo nudicaulis (Molluginaceae) -- aferontany, anan' ny ntaolo, felatanandradaka, kiferoferontany, todihaodrangadina.
  • Tachiadenus carinatus (Gentianaceae) -- aferombohitra, aferontany, elabaratra, elambaratra, fañamenta, felabaratra, malanilava, malanivavy, remaitso, sofinakanga, tangamanta, tsileotsongaina, voanjomanga, voanjomangantanety.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]