Aerva
Fiseho
Ny Aerva dia antokon-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Amaranthaceae. Teratany any amin' ny Faritra Paleôtrôpikalyny karazana ao aminy, manerana an' i Afrika sy i Madagasikara ary ny nosy kely kokoa (Maorisy sy Socotra), manerana ny Atsinanana Afovoany, any India ary any Azia Atsimo-Atsinanana. Karazana any avaratr' i Aostralia ny Aerva javanica.
Lisitry ny karazana
[hanova | hanova ny fango]
Karazana enina no ekena:
- Aerva javanica (Burm.f.) Juss. ex Schult. – fotivolo, fotsivony, makosy, volofotsy, volofoty, volompotsy [Afrika Avaratra sy Afrika Atsinanana, Madagasikara, Saikinosy Arabo ary Azia Andrefana, Zana-kôntinanta Indiana, ary Mianmara]
- Aerva madagassica Suess. – [Madagasikara]
- Aerva radicans Mart. – [India]
- Aerva sericea Moq. – [Hawaii] (lany tamingana)
- Aerva villosa Moq. – [Maorisy]
- Aerva wightii Hook.f. – [India]
Napetraka tao taloha
[hanova | hanova ny fango]
Ireto ny karazana napetraka tao amin' ny antoko Aerva teo aloha:
- Ouret lanata (L.) Kuntze (← Aerva lanata (L.) Juss. ex Schult.) -- voalafotsy, volafotsy
- Paraerva microphylla (← Aerva microphylla Moq.)
- Paraerva revoluta (← Aerva revoluta Balf.f.)
- Wadithamnus artemisioides (Vierh. & O.Schwartz) T.Hammer & R.W.Davis (← Aerva artemisioides Vierh. & O.Schwartz)