Adolf Hitler

Avy amin'i Wikipedia
Adolf Hitler

I Adolf Hitler, teraka tamin'ny 20 Aprily 1889 tany Braunau am Inn any Aotrisy (Aotrisy-Hongaria tamin'izany fotoana izany) ary maty namono-tena tamin'ny 30 Aprily 1945 any Berlin, dia mpanao politika alemana, mpamorona sy tarehin'ny nazisma, mpitondran'ny Reich Fahatelo.

Tonga teo an-tampon' Alemaina tamin'ny alànan'i Antoko Tia-tanindrazana-sosialisty ny mpiasa Alemana (NDASP) nalainy tamin'ny 1921, lasa chancelier-n'ny Reich isy tamin'ny 30 Janoary 1933, ary lasa filoha tamin'ny 1934 izy, lohateny navadiny ho Führer (« mpitondra »)

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

N fianakavian' Adolf Hitler