Hankany amin'ny vontoatiny

Adin'i Zama

Avy amin'i Wikipedia
Ady tao Zama

Ny Adin'i Zama dia tamin'ny 202 talohan'i JK ary ny ady lehibe indrindra tany Afrika Avaratra nandritra ny Ady Punika Faharoa. Niady tamin’ny Legiona fahadimy sy fahenina an’ny jeneraly romanina Cornelius Scipio ny Kartago Hannibal rehefa nifandona tao Zama.

Nivoaka ho mpandresy tamin’ny ady ny Romanina.

jereo koa

[hanova | hanova ny fango]