Adhemar da Silva
Fiseho

Adhemar Ferreira da Silva dia mpanatanja-tena mizaka ny zom-pirenen'i Brazila teraka ny 29 Septambra 1927 tao
São Paulo ary maty ny 12 Janoary 2001 tao Sao Paulo. Nahazo medaly volamena 3 olympika izy.
Nanomboka tamin'ny 1947 ka hatramin'ny 1955 dia nokarakaraina tao amin'ny FC São Paulo izy, ary avy eo dia niditra tao amin'ny CR Vasco da Gama tao Rio de Janeiro izay namarana ny asany ara-panatanjahantena tamin'ny 1960.
Nahazo volamena tamin'ny Lalao Olimpika 1952 tany Helsinki sy ny Lalao Olimpika 1956 tany Melbourne izy.
Da Silva no mpitsambikina voalohany tamin'ny taona 1950. In-telo izy no nanatsara ny firaketana eran-tany