Hankany amin'ny vontoatiny

Adenanthera pavonina

Avy amin'i Wikipedia
Volantsaramanga (Adenanthera pavonina)
Vihim-boan' ny Adenanthera pavonina

Ny Adenanthera pavonina dia karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Mimosaceae, na Fabaceae (zana-pianakaviana Mimosoideae) araka ny fanasokajiana filôjenetika. Hazo hita any Azia sy Ôseania izy io. Izy io dia karazana nampidirina tany Amerika. Amin' ny teny malagasy izy io dia atao hoe volantsaramanga. Mety hafangaron' ny olona amin' ny fomba diso amin' ny Abrus precatorius, izay samy manana vihim-boa mena sahala mainy, ny Adenanthera pavonina.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]