Acorus
Fiseho

Ny Acorus dia vondron-karazan-javamaniry tokan-dravin-tsimoka ahitra maharitra taona maro, ao amin' ny fianakaviana Araceae araka ny fanasokajiana klasika, fa araka ny fanasokajiana filôjenetika kosa dia ao amin' ny ao amin' ny fianakaviana Acoraceae, izay fianakaviana tokana tsy manana vondron-karazana afa-tsy io tokana io, ao amin' ny filaharana Acorales. Ny filaharana Alismatales no manakaiky azy io indrindra.
Lisitry ny karazana
[hanova | hanova ny fango]Ny filaharana Acorales sy ny fianakaviana Acoraceae ary ny vondron-karazana Acorus dia ahitana karazana miisa efatra:
- Acorus calamus L.
- Acorus americanus Raf.
- Acorus gramineus Sol. ex Aiton
- Acorus verus Raf.