Achgabat
Fiseho
37°58′N 58°23′E / 37.967°N 58.383°E
Achgabat
| |||
| Velarantany | NC | ||
| Isan'ny mponina | 921,600 | ||
| Tanàn-dehibe | NC | ||
| Ben'ny tanàna | NC | ||
| Firenena | Torkmenistàna | ||
| Fanjakana | NC | ||
| Faritany | NC | ||
| Faritra | NC | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Achgabat | ||
Achgabat (torkmena: Aşgabat), na Ashkhabad (rosiana: Ашхабад) no tanàna lehibe indrindra, tanàna lehibe indrindra ary renivohitr'i Torkmenistàna, any Azia Afovoany. Ny isam-poniny dia 921.600 tamin'ny taona 2024.
Fifamoivoizana
[hanova | hanova ny fango]Eo amin'ny lalamby Trans-Kaspiana no misy ny tanàna, izay miainga avy any Türkmenbaşy eo amin'ny Ranomasina Kaspiana mankany Tashkent any Ozbekistàna.
Tantara
[hanova | hanova ny fango]Tamin'ny 1925, lasa renivohitry ny Repoblika Sosialista Sovietika Torkmena ao anatin'ny Firaisana Sovietika i Ashgabat. Nisy horohoron-tany mafy tamin’ny 6 Oktobra 1948, saika nandrava tanteraka an’ilay tanàna; Olona 100.000 mahery no maty.
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Aşgabat |