Hankany amin'ny vontoatiny

Accipiter

Avy amin'i Wikipedia
Accipiter gentilis

Ny Accipiter dia vondron-karazam-borona mpihaza, ao amin'ny fianakaviana Accipitridae. Ireo vorona ireo dia matsoraka miaraka amin' ny elany fohy, malalaka, boribory ary rambo lava izay manampy azy ireo amin' ny fanidinana. Maranitra lava mba hampiasaina hamonoana ny rembiny ny tongony, ary vava maranitra mifaingoka ampiasaina amin' ny sakafo. Ny vavy dia lehibe kokoa noho ny lahy. Matetika izy ireo no miandry ny rembiny ho variana, indrindra fa ny vorona kely sy ny biby mampinono, ka misambotra azy ireo rehefa avy nanenjika amin' ny fotoana fohy. Matetika izy ireo no hita any amin' ny faritra misy ala na kirihitra.

  • Accipiter albogularis
  • Accipiter badius
  • Accipiter bicolor
  • Accipiter brachyurus
  • Accipiter brevipes
  • Accipiter butleri
  • Accipiter castanilus
  • Accipiter cirrocephalus
  • Accipiter collaris
  • Accipiter cooperii
  • Accipiter erhytrauchen
  • Accipiter erhytropus
  • Accipiter fasciatus
  • Accipiter francesii
  • Accipiter gentilis
  • Accipiter grisiceps
  • Accipiter gularis
  • Accipiter gundlachi
  • Accipiter haplochrous
  • Accipiter henicogrammus
  • Accipiter henstii
  • Accipiter imitator
  • Accipiter luteoschitaceus
  • Accipiter madagascariensis
  • Accipiter melanochlamys
  • Accipiter melanoleucus
  • Accipiter meyarianus
  • Accipiter minullus
  • Accipiter nanus
  • Accipiter nisus
  • Accipiter novaehollandie
  • Accipiter ovampensis
  • Accipiter poliocephalus
  • Accipiter poliogaster
  • Accipiter princeps
  • Accipiter rhodogaster
  • Accipiter rufitorques
  • Accipiter rufiventris
  • Accipiter soloensis
  • Accipiter striatus
  • Accipiter superciliosus
  • Accipiter tachiro
  • Accipiter tousenelli
  • Accipiter trinotatus
  • Accipiter trivirgatus
  • Accipiter ventralis
  • Accipiter virgatus