Hankany amin'ny vontoatiny

Aberdeen

Avy amin'i Wikipedia
Aberdeen
-
Velarantany186 km2
Haavo
Isan'ny mponina224,190
Renivohitra-
Ben'ny tanàna
Firenena Ekosy -  Fanjakana Mitambatra
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaAberdeen

I Aberdeen dia tanàna ao amin'ny faritany mizaka tenan'i  Ekosy, ao  Fanjakana Mitambatra.

Ny tanàna dia iray amin'ireo faritra filankevitra 32 any Ekosy ary manana oniversite roa, izay niorenan'ny University of Aberdeen tamin'ny 1495 ho oniversite fahatelo any Ekosy. Manodidina ny folo isan-jaton'ny mponina ny mpianatra.