Aller au contenu

Abdullah II bin al-Hussein

Avy amin'i Wikipedia
King Abdullah II of Jordan (2025)

Abdullah II bin al-Hussein (arabo: عبدالله الثاني بن الحسين; Abd Allāh aṯ-Tānī b. al-Husayn); teraka tamin'ny 30 Janoary 1962 tao Amman, Jordania) no mpanjakan'i  Jordania nanomboka tamin'ny 7 Febroary 1999. Mpikambana ao amin'ny tarana-mpanjaka Hashemita izy, fianakavian'ny mpanjaka nitondra an'i Jordania nanomboka tamin'ny 1921.

Zanaka lahimatoan'ny Mpanjaka Hussein I (Jordania) sy ny vadiny faharoa, Princess Muna

Tamin'ny 1993, nanambady an'i Rania al-Yasin Palestiniana izy, izay nandositra an'i Koety nandritra ny korontana tamin'ny Ady Lehibe Faharoa.

Manan-janaka efatra izy mivady:

  • Prince Hussein dia teraka tamin'ny 28 Jona 1994
  • Princess Iman, teraka ny 27 septambra 1996
  • Princess Salma, teraka ny 26 Septambra 2000
  • Prince Hashem dia teraka tamin'ny 30 Janoary 2005

Mpanjakan'i Jordania

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Mpanjakan'i Jordania mpandimby
Hussein I (Jordania)
1951-1999
Abdullah II bin al-Hussein
1999-