1.FSV Mainz 05
Fiseho

1.FSV Mainz 05 dia klioba baolina kitra matianina ao amin'ny
Alemaina.
Ny ekipa amin'izao fotoana izao dia milalao amin'ny ligy faha-1 any Alemaina.
Tanana: Mainz (
Rheinland-Pfalz)
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : 1. FSV Mainz 05 |