1.FC Saarbrücken
Fiseho

1.FC Saarbrücken dia klioba ara-panatanjahantena miorina ao Saarbrücken, renivohitr'i Saarland,
Alemaina..
Niorina tamin'ny 1903 ho fizarana baolina kitra an'ny TV 1876 Malstatt ao Malstatt ny klioba, nifaninana tamin'ny anarana FV Saarbrücken teo anelanelan'ny taona 1909 sy 1945 ny klioba. Nanomboka tamin'ny taona 1930, ny ekipan'ny baolina kitra dia iray amin'ireo klioba malaza indrindra any Alemaina.
Amin'izao fotoana izao dia milalao amin'ny ligy faha-3 ny klioba.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : 1. FC Saarbrücken |