Aalborg
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Ålborg)
57°03′N 09°54′E / 57.050°N 9.900°E
| Aalborg | ||
| Velarantany | 139 km2 | |
| Haavo | ||
| Isan'ny mponina | 120,914 | |
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | ||
| Faritra | Nordjylland | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Aalborg | |

Aalborg (na Ålborg), dia tanàna ao
Danemarka misy seranan-tsambo ary foibem-pitantanana ao amin'ny faritra Nordjylland.
Miaraka amin'ny mponina 120.914, Aalborg no tanàna fahefatra lehibe indrindra ao amin'ny firenena aorian'i Kaopenagy, Aarhus ary Odense.
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Aalborg |