Wikipedia:Sary/*/taona 2010

Avy amin'i Wikipedia


Herinandro 1 2010


Katamarana roa azo sary tany amin'ny departementan'i Manche, any Frantsa

Herinandro 2 2010


Sarin'ny Alpa Atsimo ny New Zealand, avy amin'ny Hooker Valley. Any aoriana any ankavanana hitantsika ny tendrona Cook, tendron'ny New Zealand.

Herinandro 3 2010


Silaky ny Lalana Fotsy hita any amin'ny Fitazan'i Cerro Paranal.

Herinandro 4 2010


Sambo Frédéric Chopin, azo sary tany amin'ny Ranomasina Baltika, anelanelan'i Rønne sy Køge.

Herinandro 5 2010

Herinandro 6 2010

(tsy misy sary)

Herinandro 7 2010

Herinandro 8 2010


Ny tohatry ny Opéra Garnier any Paris

Herinandro 9 2010


Astrônaoty amerikanina Michael Gernhardt mifatotra amin'ny ratsan'ny rôbôn'ny sambondanitra Endeavour tamin'ny 1995

Herinandro 10 2010

Herinandro 11 2010


Lalana C14 kilometatra vitsivitsy tsy lavitry ny Tropika Adijady, any Namibia

Herinandro 12 2010

Herinandro 13 2010

Herinandro 14 2010

Herinandro 15 2010


Sary faha 47 ny Iliady Ambrozianina, i Achille mamono biby ho an'i Zeus

Herinandro 16 2010


Ny Mpisaina nataon' Auguste Rodin, any Kyoto, Japana

Herinandro 17 2010

Herinandro 18 2010

Herinandro 19 2010


Sarin'ny tanànan'ny Jerosalema tamin'ny fanombohan'ny taonjato faha roapolo.

Herinandro 20 2010


Ny renirano Šavla ao amin'ny tendrombohitry ny Altai, any Rosia

Herinandro 21 2010


Ny sambondanitra Atlantis alefa avy eo amin'ny toeram-panipian'i Cape Canaveral. Any Florida, Etazonia.

Herinandro 22 2010


Donia (museum) an'i Guggenheim, any Bilbao, Espaina

Herinandro 23 2010


Chichén Itzá — Anisan'ny dindon'ny haifomba maya, any Yucatán, Meksika

Herinandro 24 2010


Diam-baotin'i Edwin E. Aldrin, eo amin'ny Volana

Herinandro 25 2010


Pacal II — Mpanjakan'i tanànan'i Palenque, any Meksika

Herinandro 26 2010


Mpanao hosodoko eo Honfleur (Frantsa)

Herinandro 27 2010

Herinandro 28 2010


Fiempon'ny ranomandry eo amin'ny Kallo, Mäntyluoto, ao akaikin'i Pori, ao Finlandy.

Herinandro 29 2010


Alika « Berger Allemand » any an-tendrombohitra

Herinandro 30 2010


Sary ao amin'ny Nosy Norfolk

Herinandro 31 2010

Wikipedia:Sary/*/Herinandro 31 2010

Antenimiera Eoropeana ao Strasbourg, Frantsa

Herinandro 32 2010

Wikipedia:Sary/*/Herinandro 32 2010

Ny lalana 401, ny lalana be mpandeha indrindra any Amerika Avaratra dia nakatona tamin'ny fipoahan'ny prôpana any Toronto tamin'ny 2008

Herinandro 33 2010

Herinandro 34 2010


Kaopy kafe Expresso

Herinandro 35 2010


Fikaohantany eo amoron'ny ranomasimbe Pasifika

Herinandro 36 2010


Ny Taj Mahal, any India

Herinandro 37 2010


Tendrona Kusatsy Shirane, any Japana

Herinandro 38 2010


Ranonando eo amin'ny ravim-bozaka.

Herinandro 39 2010

Herinandro 40 2010

Herinandro 41 2010


Mpanao surf eo amin'ny ranomasina any avaratr'i Kalifornia : mangatsiaka ny rano (14 °C) ka mila fiakanjoana manokana.

Herinandro 42 2010


Mpanao surf eo amin'ny ranomasina any avaratr'i Kalifornia : mangatsiaka ny rano (14 °C) ka mila fiakanjoana manokana.

Herinandro 43 2010


Ando eo amina Equisetum fluviatile

Herinandro 44 2010

Herinandro 45 2010


Lama nalaina sary tao Pyrénées, any atsimon'i Frantsa

Herinandro 46 2010

Herinandro 47 2010

Herinandro 48 2010

Herinandro 49 2010


Aloka eo amin'ny ravina falafa

Herinandro 50 2010

Herinandro 51 2010


Diavolana tamin'ny volana Oktobra folo sy roa arivo. Sary nalaina tany Madison, Alabama (Etazonia)

Herinandro 52 2010