Aller au contenu

Selta (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Vahoaka seltika)
Ny faritra misy ny Selta

Ny Selta na Kelta na Vahoaka seltika na Vahoaka keltika dia vondrom-poko indô-eorôpeana any Eorôpa sy Anatôlia izay fantatra amin' ny fampiasan' izy ireo ny fiteny selta na kelta sy ireo fitoviana ara-kolontsaina hafa.