Kambana
(tonga teto avy amin'ny Zaza kambana)
Ny kambana dia mpirahalahy na mpianabavy na mpirahavavy niray tranonjaza nandritra ny fitondrana vohoka iray ihany, eo amin' ny karazana biby mitera-batana (indrindra amin' ny amin' ny biby misy nono).