Zaka

Avy amin'i Wikipedia

Ny zaka dia zavatra mandahatra ny zava-drehetra. Ny satan'ny zaka tena hita matetika dia ny vaingana, ny ranoka, ny etona ary ny plasma. Miparitaka eraky ny habakabaka ny zaka ary manana lanja. Ao amin'ny taranjan'ny fizika, zaka avokoa izay manan-danja.