Wikipedia:Ny wikipedia dia raki-pahalalàna

Avy amin'i Wikipedia
  


Wikipedia dia raki-pahalalàna mampifangaro ny raki-pahalalàna tsotra, ny raki-pahalalàna manokana ary alimanaka. Ny raki-pahalalàna dia misy ny lahatsoratra manao synthèse momban'ny lohahevitra iray.

  • Tsy maintsy manana lohahevitra ny lahatsoratra iray.

Jereo koa[hanova ny fango]