Wikipedia:Mpandrindra/inona ny mpandrindra

Avy amin'i Wikipedia

Inona no atao hoe mpandrindra?[hanova ny fango]

Ny mpandrindra amin'ny ankapobeny dia ireo izay manana fahefana hiaro ny votoatin'ity Wikipedia ity mba hifanaraka tsara amin'ny fitsipika anatiny.

Raha toa ka maniry ny handrindra ianao dia mametraha hafatra eto (jereo ny pejy), jereo tsara ny fampiasan'ny fanangatahana azy alohan'ny mandefa

Rehefa tia hijery ny fanorona momban'ny mpandrindra ianao, jereo Mpandrindra.