Wikipedia:Mpampiditra

Avy amin'i Wikipedia

Ny mpanafatra sy ny mpanafatra transwiki dia afaka mijery ny pejy manokana Manokana:Import. Ireo sata roa ireo dia afaka mampiditra rakitra XML misy ny pejy wiki maromaro sy ny santiônany.

Ny fanafarana interwiki ihany no afaka ampiasain'ny mpandrindra, ny mpanafatra ihany izany no afaka mampiditra pejy avy amina rakitra XML. Ny gropy mpanafatra transwiki dia afaka mampiditra pejy avy amina wiki hafa fa tsy manana ny satan'ny mpandrindra.

Tsy dia miasa firy ireo gropy roa ireo eto amin'ny wikipedia miteny malagasy sy eo amin'ny wikipedia miteny frantsay. Tsy afaka ovain'ny Borôkraty ireo sata ireo, fa ny steward ary ny steward ihany no afaka manova azy.

Jereo koa[hanova ny fango]

Endrika:Satan'ny mpikambana