Wikipedia:Accueil/Resaka

Avy amin'i Wikipedia

Hanketo: Fikarohana, karohy

[Ovay]

Megaphon.png fampandrenesana

Kely loatra amin'izao tontolo izao ny fikambanana eto amin'ity wikipedia ity. Ra te-hanoratra lahatsoratra eto ianao, jereo ny Lahatsoratra ilaina maika na jereo ny pejy tokony hadika amin'ny teny malagasy. Tokony mba hahatratra pejy miisa 2.000 isika raha tena mazoto manoratra ny mpikambana malagasy !

Afaka manoratra avy hatrany ianao, na koa afaka miditra rehefa te ho mpikambana.

[Ovay]

Gaim send-im.svg Resaka?

Mbola tsy misy fanapahan-kevitra natao teto, na efa nafindra any amin'ny pejy tahiry ny fanapahan-kevitra nisy teto.

Azonao atao ny manova ity pejy ity.

[Ovay]

N write.svg Tanjona ho an'ny taona 2009 : 2.000 takelaka

Hameno sy hanatsara ny takelaka momba ny tanana, ny faritany, ny toe-tany sy ny pôlitika ao Madagasikara (hatao mihoatra ny teny 3000) ; Ho an'ny olona tsy mahay miteny malagasy, afaka mametraka ny takelaka tokony hadika amin'ny fiteny malagasy izy eo amin'ny RequestForTranslation. Apetraho eto ny lahatsoratra sy takelaka tianao hosoratan'ny mpikambana amin'ny teny malagasy.

Hameno ny takelaka momba ny soratra (kanji, sinôgrama ... )

Hameno ny takelaka momba ny sarimihetsika maro samihafa (lisitra tokony hofenoina)

Tsindrio eto ra tia hametraka hevitra momba io tetikasa io ianao.

Fanoroana sy fitsipika