Waleed Al-Husseini

Avy amin'i Wikipedia

Waleed Al-Husseini (amin'ny teny arabo: وليد حساين الحسيني / Walyd Ḥusāyn āl-Ḥuseyny), teraka tamin'ny 25 Jona 1989 tao Qalqilya, dia Palestinina mpanoratra tsy mino an'Andriamanitra, mpanorina ny Conseil des ex-musulmans de France ("Filankevitr'ireo Silamo taloha ao Frantsa"). Lasa nalaza eran-tany izy nanomboka tamin'ny taona 2010 izay nisamborana sy nanagadrana ary nampijaliana azy noho ilay lahatsoratra navoakany izay mitsikera ny finoana silamo.

Waleed Al-Husseini
Ankapobeny
Anarana Tsy fantatra
Teraka Tsy fantatra
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa : Tsy fantatra
Fiainana manokana

Loharano:[hanova | hanova ny fango]

Maryam Namazie interviews Al-Husseini about Blasphémateur (2016).
  • Blasphémateur ! : les prisons d'Allah, 2015, Grasset ((ISBN 978-2-246-85461-6))
    • English translation: Al-Husseini, Waleed (2017). The Blasphemer: The Price I Paid for Rejecting Islam. New York City: Skyhorse Publishing.
  • Une trahison française : Les collaborationnistes de l'islam radical devoilés ("A French Treason: The Collaborators of Radical Islam Unveiled"), 2017, Éditions Ring (ISBN 979-1091447577)

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Waleed Al-Husseini