Vaucluse

Avy amin'i Wikipedia
Ny departemantan'i Vaucluse ao Frantsa (miloko mena)

I Vaucluse dia departemanta frantsay ao amin'ny faritra Provence-Alpes-Côte d'Azur. Ny kaody omen'ny INSEE sy ny la Poste an'i Vaucluse dia 84. Ny anarana Vaucluse dia anarana avy amin'ny fiteny latina Vallis Clausa midika 'lohasaha mihidy'. Ireo departemanta mamaritra an'i Vaucluse dia i Gard, Ardèche, Drôme, Alpes-de-Haute-Provence, Var ary Bouches-du-Rhône.

Ny anarana lava ofisialin'i Vaucluse dia "Département de/du Vaucluse" (departemantan'i Vaucluse).

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.