Var
Avy amin'i Wikipedia
Ny departemantan'i Var ao Frantsa (miloko mena)
I Var dia departemanta frantsay ao amin'ny faritra Provence-Alpes-Côte d'Azur. Ny renivohitr'ilay departemanta dia Toulon. Ny anaran'ilay departemanta dia avy amin'ny renirano Var mamaritra ny sisintany atsinanana taloha fa tsy ankehitriny intsony. Ny departemantan'i Var irery no mitondra anarana zavatra tsy ao amin'ny taniny. Ny kaody INSEE ary ny kaodim-paositra ho an'i Var dia 83.