Vaovy

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny tarika Vaovy - avy amin'ny anaran'ny karazan-kazo mafy tsy hita raha tsy any Madagasikara - dia tarika avy any Androy natsangan'i Jean Gabin Fanovona tamin'ny taona 1974.

Nampiasa fitaovana maoderina izy, ary hatramin'ny taona 1984 dia namoaka kapila 5: "Lahimora", "Androy tane mileven-drano", "Omeo rano", "Salakao" ary "Talignere".

Ny taona 1984 izy dia niverina nampiasa ny fomba tranainy : antsa, amponga, marovany. Fa ankehitriny kosa dia natambany ireo fomba roa ireo.

" Décès de Vaovy Gabin. Le corps du défunt sera ramené à Ambovombe Androy ce soir ! (10-03-2010) - Vaovy Gabin a été élevé, hier, à la dignité de « Chevalier de l’Ordre National Malagasy » par le ministre de la Culture et du Patrimoine, toujours à la Tranompokonolona Analakely où s’est tenue la veillée funèbre depuis lundi. (Source: http://www.moov.mg/culture.php?articleId=592624) "