Mpikambana:Lito diclane

Avy amin'i Wikipedia

Ram's DJ

Willy na « Ram's Dj » dia teraka tamin'ny taona 8 mars 1985 tao "(Andapa) sava". Izy no mpihira Sega sy mpampianatra ary mpiasa ny radio. Nanomboka tamin'ny taona 2010 no nisandratra voalohany izy ary sega no tena manavanana azy.