Mpikambana:Gaby evariste jean christophevRandrianary

Avy amin'i Wikipedia

Zanaka Ankarinarivo Andihahano Ambohimandriso Ambakavao nosokafana ity pejy ity mba ho Hita manerantany hoan izay mqhay mamaky teny Malagasy afaka ovaina na ampiana ho anizay mahita azy Efa miroborobo ny teknolozia ka dia mba mandray anjara eto zaho tsy dia inona loatra fa variana amin ny facebook daholo ny tanora amizao tsy dia afaka manokatra pejy amin ny tranokalam pifandraisana Ho famaranako azy dia tantara kely zavatra marina nisy olona tena jiokahy mpangalatra raindahiny io tanana Fihaonana io fa midy farany daholo ny zavatra atao rehetra nisy nitifitra ny rain ity jiolahy ity ka maty tsy tra drano izy sy ny zanany lahy iray izay namela zaza kambana mirahavavy Afaka heritaona taty aoriana maty koa ny zanany lahy iray ihany koa satria mbola nanohy ny asaratsiny ihany izy io matt daholo izy telo mianaka