Tsobato

Avy amin'i Wikipedia

Ny Tsobato dia kilalao nentim-paharazana malagasy. Vatokely dimy (5) no ilaina ary misy dingana maromaro arahina ka ampifamenoina ny isa azo ka arakaraka ny isa tratrarina nifanarahana no atao isa farany. Izay mahafeno io isa nifanarahana io voalohany no mpandresy.