Toe-tany
Avy amin'i Wikipedia
Ny toe-tanin'ny faritra manerana izao tontolo izao.
Ny toe-tany dia ny fizarana aza-tstatistika ny toetran'ny atôsfera eo amina faritra iray mandritry ny fe-potoana izay. Samihafa amin'ny meteorolojia ny toe-tany amin'izy mandinika ny toetr'andro amin'ny fotoana fohy ary eo amina toerana voafetra. Haitoe-tany ho anaran'ny taranja mandinika ny toe-tany.