The Rescuers

Avy amin'i Wikipedia
The Rescuers
Firenena Etazonia
Fiteny anglisy

The Rescuers dia horonantsary amin'ny sarimihetsika amerikana notontosain'i nataon'i Walt Disney Productions, ary nivoaka tamin'ny 22 jona 1977. Ny horonantsary dia mifototra amin'ny bokin'i Margery Sharp.

Ireo olona nampindrana ny feony ho an'io sarimiaina io dia i Bob Newhart, Eva Gabor, Michelle Stacy, Geraldine Page, Joe Flynn, Jim Jordan, John McIntire, Jeanette Nolan, Pat Buttram, ary i Bernard Fox.

Nomena tohy ilay horonantsary tamin'ny 1990, ary ny anaran'ilay tohy dia The Rescuers Down Under.

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka horonantsary ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.