Teratan'ny Amerika

Avy amin'i Wikipedia

Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka mponina ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.


Translation.png   Mila dikaina amin'ny teny malagasy ity lahatsoratra ity, any amin'ny pejin-dresaka ny lahatsoratra tokony dikaina eto amin'ny teny malagasy.

Mbola mety tsy vita na vita an-tàpany ity takelaka ity.
Jereo koa ny pejy hoan'ny mpandika teny raha te-hahazo fanoroana

Vehivavy Quechua mibaby zaza

Ny teratanin'ny Amerika dia olona nipetraka teo amerika teo aloha ny eoropeanina. Amin'ny fiteny anglisy, Native Americans ny anarana omena azy matetika. Araka any fomba vaovao fahatongavan'ny teratany ny amerika tany amerika, avy any Eorazia ny teratan'ny amerika ary tonga tany amerika tamin'ny Beringia taloha (mbola tsy nisy rano teo amin'ny detroit de Bering tamin'izany fotoana izany). 12 000 taona lasa ny fifindra-monina farany. Ny Paleô-indianina ireo dia niparitaka manerana ny Amerika, niova ary nihabetsaka ny kolontsaina sy ny fiteny noho ny fiparitahany. Ny teny Indianina dia avy amin'i Christphe Colomb, nihevitra hoe tonga tany Azia (India Atsinanana) izy nefa tany amerika izy no nitotona, noho izany dia lasa indianina ny anarana nomeny an'ny teratany satria tamin'izany fotoana izany, mbola tsy fantatra ny fisian'ny kontinenta amerikana (izy irery ny anisan'ny voalohany nihampita ny Ranomasimbe Atlantika tamin'izany fotoana izany).

Nahua avy any Morelos

Betsaka ny foko indianina mihazana sy mioty, misy maromaro ihany koa mamboly. Misy fiaraha-monina miaina amin'ny fambolena ary misy sasany hafa mamboly, mihazana ary mioty. Misy faritra any amerika mbola ipetrahan'ny terataniny; Any Meksika sy any Bolivia izao no tena betsaka teratany indrindra any Amerika raha miresaka ara-kevitra (proportion). Ary misy fiteny teratany maro mbola be mpiteny, toy ny fiteny Nǎhuatl, ny fiteny Maya sy ny fiteny Guaraní. Olona amana tapitrisa no miteny ireo fiteny ireo. Misy koa teratany mbola tsy fantatra ary mbola tsy ary nahita Eoropeanina. Misy izao ohatra teratany any Brezily (Amazonia) mbola tsy hita mihintsy.


Votoatiny

[Ovay] Jeografia

[Ovay] Amerika avaratra

Faritany jeografikan'i Amerika sy ny fomba fiainana tamin'i nantongavan'i Eoropeanina.

[Ovay] Mponina

Ny amerika dia voazara amin'y faritany 9. Ny olona miaina ao anaty ny faritany ireo dia manana fomba fiainana afa non'i olona miaina anatin'y faritany avaratr'andrefana (oatra).

Ny Gropy manjaka oatra anatin'y faritany ny tanin'ahitra (prairie) dia Ny gropy Siouan (foko Deghihas, Chiweres, Dakotas...).

[Ovay] Finoana

[Ovay] Teny Indinanina

Language families of North American indigenous peoples

[Ovay] Teny Aljika

Ny teny wiyot, miami, illinois, etchemin, loup A, loup B, mahican, massachusett, mohegan, pequot, nanticoke, narragansett, pamlico, powhatan, kiripì, naugatuck, unami, unquachog sy shinnecock dia maty daholo ; ny mpiteny wiyot (Della Prince) farany dia maty ny fahanterana taminy taona 1962. Ny teny sasany rehetra dia mety maty koa. 12 sisa ny mpiteny Yurok

[Ovay] Teny Algônkiana

Afaka zaraintsika gropy roa ny teny algônkiana : Ny Algônkiana ny tany lemaka (Etazonia) sy ny algônkiana ny alabe ny antsinanana (Kanada).

Misy mponina miaina anelakelan'ireo toerana roa (tany lemaka sy ny alabe). Ny fiteny Ojibwe oatra dia otran'io.

Ny Cree koa dia mitovy fizaràna.

[Ovay] Siouan-Catawban

Siouan langs.png

Ao anatin'i Siouan-Catawban dia misy teny 17 miampy karazan-teny mihidina aminy.

[Ovay] Moskôjeana

Moskôjeana

I. Muskogean andrefana

1. Chickasaw
2. Choctaw (a.k.a. Chahta, Chacato)

II. Muskogean atsinanana

A. Muskogean ampivoany
i. gropy Apalachee-Alabama-Koasati
a. Alabama-Koasati
3. Alabama
4. Koasati
b. Apalachee
5. Apalachee
ii. Hitchiti-Mikasuki
6. Hitchiti-Mikasuki
B. Creek
7. Creek

[Ovay] Athabaskana

Na-Dene langs.png

Ny Atabaskana dia anarana na gropy ngeza be ao avaratra sy atsimo ny Amerika Avaratra

Ny Athabaskana dia ny fianakavina faha roa amin'y isa n'olona mpiteny azy sy amin'y isa ny teny. (Ny teny Nahuatl dia ao anatiny Athabaskana) ; aminy harefin'i tany, ny Aljika ihany no manana fivelarana ngeza indrindra.

[Ovay] Irôkoaianina

Flag of the Iroquois Confederacy.svg

Ny fivaninan'i teny " Irôkoay" dia maizimaizina ; faha io fiteny io mety tonga avy any amin'ilay fehezanteny hiro kone (niteneniko) ; ny olokafa mihevitra hoe io teny io avy tonga tany amin'y Algônkianina Irinakhoi (bibilava "misìoka") ; anaran'i Irôkoay aminy teniny dia Haudenosaunee (Ilay mponina manana trano lava).

[Ovay] Kalifôrnianina

[Ovay] Uto-Aztekanina

[Ovay] Amerika Ampivoany Mezôamerika

[Ovay] Karahiba

  1. Ciboney
  2. Arawak
    1. Taino
    2. Lucayan
  3. Mponina Karaiba
  4. Garifuna
  5. Kuna

[Ovay] Amerika Antsimo

[Ovay] Antsimo ny Amerika Antsimo

  1. Mapuches (Araucans)
  2. Puelche
  3. Tehuelche
  4. Yamana
  5. Kaweshkar
  6. Selknam
  7. Charrúas
  8. Gauchos
Fanoroana sy fitsipika