Fiteny malagasy

Avy amin'i Wikipedia

(tonga teto avy amin'ny Teny malagasy)
Hanketo: Fikarohana, karohy
  fiteny Malagasy  
Fiteny any Madagasikara, Komaoro, Seisely
Faritany Madagsaikara
Isan'ny olona miteny azy 20 tapitrisa
Kilasiny arakaran'i fianakavina
(Avy any aminy fikilasiavan'i SIL)
Staty ofisialy arakarany fianakavinan'ilay teny
tenim'pirenenan'i
any a
Madagasikara
ISO 639-1 mg
ISO 639-2 mlg
ISO 639-3 mlg
SIL
Échantillon

Andininy Voalohany

Teraka afaka sy mitovy zo sy fahamendrehana ny olombelona rehetra. Samy manan-tsaina sy fieritreretana ka tokony hifampitondra am- pirahalahiana.

Voir aussi : teny, lista na teny, cody loko

Ny fiteny malagasy dia tenim-pirenenan'ny Repoblikan'i Madagasikara. Ny fiteny malagasy dia ao amin'ny fianankavian-tenin'ny teny Barito (ao amin'ny teny Aostronezianina). Any Banjarmasin, nosin'ny Kalimantan (Indonezia) no foiben'ny fiteny Barito. Ny fiteny akaikikaikin'ny fiteny malagasy ankehitriny dia ny fiteny ma'anyan. Misy koa ny fiteny samihim sy ny fiteny dusun deyah sns. Fiteny malay izao no teny miasa eo amin'io nosy io.

[Ovay] Fiteny sy tenim-poko any Madagasikara

Rehefa dinihana amin'ny lafon'ny fidiniham-piteny ny fiteny malagasy, dia misy fiteny malagasy maromaro fa mitovitovy. Samy fiteny izy ireo fa tsy tenim-parotra.

  • Bara,
  • Betsimisaraka atsimo,
  • Betsimisaraka avaratra,
  • Masikoro,
  • Plateau,
  • Sakalava,
  • Tandroy-Mahafaly,
  • Tanosy,
  • Antankarana,
  • Tsimihety,
  • Bushi (Bosia ?), any Mayotte

Any Madagasikara, misy ny malagasy ofisialy. Miasa eran'ny nosy sy ampiasain'ny gazety sy ny fahitalavitra.

Ao amin'ny gropy atsinanan'ny zanataho Barito ireo fiteny ireo. Any Indonezia daholo ny olona miteny ny fiteny barito hafa, afatsin'ny olona miteny malagasy. Noho izany, avy any Indonezia ny fiteny malagasy.

[Ovay] Rohy ivelany

Fanoroana sy fitsipika