Teide

Avy amin'i Wikipedia
Teide

Ny Teide dia ilay tendrombohitra ambony indrindra any Espaina ny haavony dia 3718 metatra. Izany no misy eo amin'ny nosy Tenerife ao amin'ny Nosy Kanaria.