Tantaran'ny Alemaina

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ilay teny Deutschland no manomehan'ilay tantara lava an'ilay firenena. Nisy tamin'ny vohalohany ilay teny thiuda midika "mponina" ; thiudisk ny mpamaritra anarana azy. Nisoloin'i Romana ilay teny thiudisk nivadika Theodischus dia aveo Teudischus. Nivadika Diutisca izy tamin'ilay teny alemana taloha. Nivadika todesche izy amin'ny teny frantsay dia aveo indray koa nivadika tudesque. Ny teny italiany miteny tedesco rehefa resaka alemana

Ny Jermania[hanova | modifier le wikitexte]

Ny Fanjakana Franka[hanova | modifier le wikitexte]

Ny Fivelarana Jermanika[hanova | modifier le wikitexte]

Ny Fanjakan'ny Sarlemana[hanova | modifier le wikitexte]

Alemaina tamin'ny taona mily[hanova | modifier le wikitexte]

Avy eo amin'ny Empira Masina hatramin'ny printsipaotia[hanova | modifier le wikitexte]

Ny lingoistika sy ny soratra latina nampiseo an-tsika hoe ny mponina Jermana efa nisy tamin'ny andron'ny romana. Fa ny mpitantara dia miteny eny rehefa miresaka momban'ny fiavin'ny atny alemana tamin'ny Partage de Verdun tamin'ny taona 843. Nahazo i Louis le Germanique tamin'io traité io ny Francie Orientale. Avy amin'ny Francie Orientale no nisy ny Empira Jermanika Masina voaforon'i Otton I Le Grand (936-973). Ao anatin'io tany io, misy ny Alemaina, Ny Italia sy ny Borgônia.

Tamin'ny fiforonan'azy, voatoan'ny fahakelezan'ny trano fianarana eo ambon'io ny mpitondra afaka manampetrakan'ny filaminana, sy ny fahakelezan'ny vola mihiditra, satria ny mpitondra tsy manana an'ilay tany ny Empira Jermanika mba andohan'ny pôlitika-ny. Ny fifidianan'ny mpitondra ataon'ny Printsy mpifidy manakely ny hasin-ny. Makany Roma ilay mpitondra mba anometrahan'ny papa fehibory izy.

Tamin'ny taonjato faha 13, be raharaha italiany loatra i Frederika II, ka navelany ny fitondrana sy ny fanaraha-maso ao anatin'ny printsipaotia ekleziatika alemana ary dia avelany ny silakan'izy ireo anatin'ny printsipaotia lahika. Tsy misy fitondrana imperialy ny Alemaina tamin'io fotoana io.

Ny andro môderna[hanova | modifier le wikitexte]

Ny reforma[hanova | modifier le wikitexte]

Ny andron'ny Habsbourg[hanova | modifier le wikitexte]

Ady relijiosy[hanova | modifier le wikitexte]

Fifafan'ny Empira Masina[hanova | modifier le wikitexte]

Ady naharitra 30 taona[hanova | modifier le wikitexte]

Revolusiona Frantsay[hanova | modifier le wikitexte]

Ny Fisolona ny taonjato faha 19[hanova | modifier le wikitexte]

Ny Alemaina lasa iray[hanova | modifier le wikitexte]

Jereo Koa/Amboary[hanova | modifier le wikitexte]

Rohy ivelany[hanova | modifier le wikitexte]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.