TV plus Madagascar

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

TV Plus Madagascar na koa TV Plus Madagasikara dia orinasa malagasy miasa amin'ny fandefasan-tsary amin'ny alalan'ny onja hertziana. I Nicolas Rabemananjara no talen'io orinasa io. Ao Antananarivo ihany no ahazoana io "chaine" io eo amin'ny bandy UHF : CH31 na 551,25 MHz.

Fandaharana[hanova | hanova ny fango]

  • L'Invité du Zoma : fandaharana andraisana ireo mpanao politika ary ireo olona manam-pahefana malagasy. Maharitra adin'ny iray sy roapolo minitra eo ho eo. Alefa aorian'ny Vaovao.
  • Vaovao : Vavao an-tsary amin'ny teny malagasy izay maharitra eo amin'ny 14 hatramin'ny 22 minitra.
  • Journal : Vavao an-tsary amin'ny teny frantsay, maharitra 15 minitra.
  • Ny Aty Aminay
  • Tanjaka

Hatry ny 28 Febroary 2012, azo jerena eo amin'ny Aterineto avokoa ireo fandaharana ireo eo amin'ny kanalina TV Plus Madagascar Replay[1].

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. http://www.youtube.com/user/tvplusreplay/feed
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fahitalavitra ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.