Stockholm

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Saritan'ny tannànan'i Stockholm

Stockholm dia renivohitra ary tanàna ngeza indrindra an'i Soeda. Ao no misy ny governemanta sy ny antenimieran'i Soeda ary ny lapa ipetrahan'ny mpanjaka Charles XVi Gustave.

Ny tanànan'i Stockholm (Stockholms stad) na "kaominin'i Stockholm" (Stockholms Kommun) dia miaraka amin'ny 829 417 mponina, ny ngeza indrindra amin'ny mionisipalite soedoa 290. Ny Stockholm Be miaraka amin'ny 1 252 020 mponina, dia tanàna ngeza indrindran'i Soeda ; ny kaontian'i Stockholm dia miisa 2 tapitrisa mponina.

Ny tanànan'i Stockholm dia eo amin'ny amorontsiraka andrefan'ny Ranomasina Baltika, ary izy io dia natsangana teo am-bavaranon'ny farihy Mälar. Noho izany izy dia tononina koa hoe Venise any Avaratra, solonanarana omena an'i Bruges any Belzika, an'i Saint-Petersboourg any Rosia ary any Amsterdam any Nederlanda.

Jereo koa[hanova | modifier le wikitexte]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.