Star (orinasa)

Avy amin'i Wikipedia
THB Pilsener
Usine STAR, Antsirabe

I Star dia orinasa malagasy fizarazarana zava-pisotro misy alikaola na tsy misy alikaola. Anisan'ireo zava-pisotro zarainy ao Madagasikara dia ny labiera THB. Io orinasa io koa no mametraka an-tavoahangin'ny zava-pisotro Coca-Cola ao Madagasikara[1].

ary ny manao ny "Bonbon anglais" (limonady). Mivarotra ny rano Eau Vive ihany koa izy izay alaina ao amin'ny loharanon'ny tany afovoan'i Madagasikara. Roanjato tapitrisa no isan'ireo tavoahangy lafo ao Madagasikara isan-taona.

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]