Sid Meier's Civilization II

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Civilization II

Mpanonta MicroProse (Windows) Activision (PlayStation)Mac Play (Macintosh)
Mpamolavola (dév) MicroProse
Mpaninjara {{{distributeur}}}
Mpamorona Brian Reynolds, Douglas Caspian-Kaufman, Jeff Briggs

Niandohan'ny tetikasa {{{début du projet}}}
Daty nivoahana 29 février 1996
Lisansy {{{licence}}}
Tao (version) {{{version}}}
Karazana Stratégie au tour par tour
Fomba filalao Un joueur
Multijoueurs (depuis la version Multiplayer Gold Edition)
Plate-forme Windows, PlayStation, Mac OS
Média CD-ROM
Tenim-pirenena {{{langue}}}
Contrôle Clavier, souris

Évaluation {{{évaluation}}}
Moteur {{{moteur de jeu}}}

Sid Meier's Civilization II, mety voatono koa Civ II na Civ 2, dia kilalao nà stratejia nataon'i MicroProse, ary natao ho an'ny ordinatera. I Brian Reynolds ny mpamorona azy. Faha nanao azy koa i Douglas Caspian-Kaufman sy i Jeff Briggs.

Naha dia fanarahan'ny Sid Meier Civilization ary io, tsy nihiditra tao anatin'ny fivelarany i Sid Meier sy Bruce Shelley.

Ilay versiona voalohany nivoaka tamin'ny 29 Febroary 1996, fa taminy teny anglisy ihany izy sy hoan'ny PC misy Windows ihany. Voadika taminy teny Frantsay ilay kilalao taminy taona 1997.

Taminy taona 2002, Nisy remise à niveau ny Civilization II nataon'i Atari ; io remise à niveau io mikasika ny Windows ankehitriny : Windows XP, Windows Me...

Sivilizasiona[hanova | hanova ny fango]

Couleur Sivilizationa (Lehilahy, Vehivavy)
Fotsy Romana (Cesar, Livia) Rosy (Lenin, Catherine) Keltika (Cunobelin, Boadica)
Maintso Babilonianina (Hammurabi, Ishtar) Zolo (Shaka, Shakala) Japoney (Tokugawa, Amaterasu)
Manga Alemaina (Frederika, Marie-Thérèse) Frantsay (Louis XIV, Jeanne d'Arc) Viking (Knut, Gunhild)
Mavo Ejipsianina (Ramsès, Kleopatra) Azteka (Moctezuma, Nazca) Espaniola (Rodrigo Diaz de Bivar, Isabelle)
Manga mazava Amerikanina (Abe Lincoln, E. Roosevelt) Chinois (Mao Tsé Tung, Wu Zhao) Persa (Xerxès, Sheherazade)
Voangy Grecs (Alexandre, Hippolyte) Anglisy (Henri VIII, Elisabeth I) Pionika (Hannibal, Dido)
Voloparasy Indianina (Mohandas Gandhi, Indira Gandhi) Mongolianina (Gengis Khan, Bortei) Sioux (Sitting Bull, Sacajawea)

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Tranonkala na fan 


Version Ny Civilization