Sid Meier's Civilization

Avy amin'i Wikipedia

Civilization dia kilalao videô nataon'i Sid Meier, dia voanontan'i Microprose. DOS ny interface-ny tamin'ny taona 1991.

Ilay mpilalao mitondra sivilizasiona iray ; tsy maintsy entiny avy eo amin'ny taona ny vato hatrany amin'ny fizahana ny habaka. Avy amin'ilay rohitra ny kilalao videô Civilization io kilalao io.

Filalaovana[hanova | hanova ny fango]

mamelatran'ny tàniny ny tarigetra, miaraka amin'ny sivilizasiona afa lalaovin'ny ordnatera. Mamono ny sivilizasiona 'zay hita na mandeha any amin'ny Alpha Centauri ny tarigetran'ilay kilalao.

Sarin-tany[hanova | hanova ny fango]

Ny sarin-tany (mahitsizoro : mikitika mahitsirozo valo ny mahitsizoro iray) manana karazantany maro :

Sarin-tany

  • Rano : Ny sambo any no afaka mandeha ambon'ny rano ; Ny tanàfa afaka manamboatra famokarana sy varotra ambon'ny rano
  • Tany : Eo no afaka manamboatra ny tanàna sy ny lalana sy ny rafitra fototra, mandàny famindrana 1 ()
    • Lalana : Ny lalana mandàny ny famindrana ; manamboatra varotra iray. (roa amban'ny Demôkrasia)
    • Ala : Ny ala mandàny famindrana 2 () manomeha sakafo 1
    • tanin'ahitra : Ny tanin'ahitra manomeha sakafo 2 dia mety manomeha famokarana 1. Mandàny famindrana 1
    • tany ngazana : manomeha famokarana 1. Mandàny famindrana 2
    • Tendrimboatra : mandany famindrana 2 ; manomeha famokarana 1
    • Tanety : manomeha famokarana 2

Fanatsarana

Ny Tanàna[hanova | hanova ny fango]

Zavatra manan-danja ny tanàna ao anatin'ny kilalao : mamokatra ny arena sy ny olona ny tanàna, ny isam-ponina ao anatin'ny tanàna (isa ny olo-mpirenena) manometraka ny famokarana.

Ny tanàna afaka mampiasa lavakatro 20, mila olom-pirenena 20 (olom-pirenena ~2.100.000) voa miasa daholo ny lavakatro rehetra. Fa mety afaka ngeza non'ny 20 ny isa ny olo-mpirenena : ny tanàna tsara toherana mety manana olom-pirenena 40 ( olom-pirenena > 8.000.000) : tsy vitsy io fitranga io.

Ny famokarana sy ny fifalin'ny olom-pirenena mety tsaraina amin'ny trano (banky) na mahafinaritra (piramida).

Rehefa mihoatra ny 20 ny olom-pirenena, ny olom-pirenena mety mamokatra zavatra mirenty, vola, na zavatra fahalalana. Lasa ambanimbany ny famokarana raha mbola tsy 20 ny isa ny olom-pirenena miasa ambon'ny lavakatro.

Ny vondrona olona[hanova | hanova ny fango]

Manana herydaholo ny vondrona olona (voatolotra ao anatin'ny kilalao izy otran'io : famonoana/fiarivana/famindrana.

Afaka manao zavatra afa koa ny vondrona. Ny settler no tena ilaina indrindra : afaka manao ny rafitra fototran'ny sivilizasionanao izy ary dia afaka manamboatra tanàna afa (mihinanan ny ilay settler anananao . Lafo vidy ny settler, satria mihinana sakafo 2 izy isakin'ny fihodinana iray, sady tsy afaka mihady izy.

Ny teknolojia[hanova | hanova ny fango]

Ilaina ny teknolojia : mety afaka manao trano iray vao, manamboatra vondrona olona vao, na misolo pôlitika (repoblika, demôkrasia ...) ilay sivilizasiona nahita azy.

Mahazo teknolojia ny sivilizasiona iray rehefa mety misy fifampirarahana diplômatika, na rehefa mangalatra teknolojia tamin'ny sivilizasiona afa manana fandrosona be (rehefa makan'ny tanànany oatra).


Filalaovana[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Sarotsarotra ilay kilalao (misy tanàna kely sy vondrona olona sasany) sy lava (misy 500 ny fihodinana voa tonga any amin'ny conquête spatiale), mety alefa rery ny famokarana, faha meha kely ny fahombiana.

Jereo Koa[hanova | hanova ny fango]

Version Ny Civilization