Sham & Andi

Avy amin'i Wikipedia

Sham & Andi dia tarika iray mivoy ny gadona Rap sy R'n'B malagasy, mipetraka ao Moramanga. Ny tarika moa dia niforona tamin'ny taona 2015.

Mpiralahy tia mozika ary manana CLAN ihany koa izy ireo. Misy efatra ny mpikambana ao aminy - dia i Sham, i Andi, i Lamah, ary i Dy Doume.

  • HIRA VITA

1)-Moramanga Urban part 1&2 [[artiste de gam]


Ny tarika dia efa nahazo mari-pankasitrahana tamin'ny Alliance Française Moramanga ary nahazo ny laharana faharoa taminy Concour Rap, RNB juris DIX G+ -Ciné Avotra Moramanga.