Seranam-piaramanidin' Ivato
Avy amin'i Wikipedia
Ny seranam-piaramanidin' Ivato (IATA : TNR, ICAO : FMMI) dia seranam-piaramanidina iraisam-pirenena any Madagasikara, any avaratry ny tanànan'i Antananarivo.
Fanitarana ilay seranam-piaramanidina[hanova]
Am-panitarana ny seranam-piaramanidin' Ivato mandritry ny folo taona. Ny tanjona voalohany indrindra dia hanova ilay seranam-piaramanidina mba hahafahan'ilay seranam-piaramanidina mandray fiaramanidina Airbus A380. Misy koa ny famoronana lalana faharoa, trano lehibe afaka mandray mpandeha 2500 ary toerana fametrahana fiarakodia. Hitombo 500 metatra ny halavan'ny lalana alohan'ny volana Novambra 2011.
Kaompania ary tanjona[hanova]
| Kaompania | S.-p. Tanjona |
|---|---|
| Air Austral | Saint-Denis de la Réunion |
| Air France | Paris-Charles de Gaulle |
| Air Madagascar | Ambanja, Ambatomainty, Ambatondrazaka, Analalava, Ankavandra, Antalaha, Antsalova, Antsiranana,Antsohihy, Bangkok-Suvarnabhumi, Belo, Besalampy, Farafangana, Fianarantsoa, Fort Dauphin/Tolagnaro, Guangzhou, Johannesburg, Maintirano, Majunga, Mampikony, Manakara, Mananara, Mananjary, Mandritsara, Manja, Maroantsetra, Marseille, Mauritius, Morafenobe, Morombe, Morondava, Moroni, Nairobi, Nosy-Be, Paris-Charles de Gaulle, Port Berge, Saint Denis de la Réunion, Saint-Pierre de la Réunion, Sambava, Soalala, Ste Marie, Tamatave, Tambohorano, Tsaratanana, Tsiroanomandidy, Tulear, Vohemar |
| Air Mauritius | Mauritius |
| Comores Aviation | Anjouan, Moroni |
| Corsairfly | Paris-Orly |
| Kenya Airways | Nairobi |
| South African Airways entin'i Airlink | Johannesburg |