Sayena

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Saienina
Tsēhésenēstsestōtse

Isan'ny mpiteny ~10
Faritany Flag of the United States.svg Etazonia: Nebraska, Oklahoma
Sata Akaikin'ny ho faty
Kaodim-piteny chy
Soratra latina


Ny Sayena dia foko Amerindianina ao afovoan'i Amerika Avaratra. Foko roa miaraka ny saienina: Só'taa'e (Sutai) ary ny Tsé-tsêhéstâhese (na Tsitsistais(ts) avy amin'ny Tsêhéstáno), izay midika aminy teniny "olona ohatr'isika".

Ny teny saienina dia avy amin'ny teny lakota šahíyena izay midika šahíya kely.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]