San Jose, California
Avy amin'i Wikipedia
|
|
||
| Fivelarana | 461,5 km2 | |
| Isa-mponina | 929 936 mpo. | |
| Tanànan-dehibe | 1 810 560 mpo. | |
| Ben'ny tanàna | Chuck Reed | |
| Firenena | Etazonia | |
| Faritany | Kalifornia | |
San Jose ( API [ˌsænhoʊˈzeɪ] ) dia tanàna any andrefan'i Etazonia. Any antsimon'ny helodrano ny San Francisco, any Kalifornia.
Faha telo amin'ny tanànan-dehibe ny Kalifornia ny tanànan'i San Jose, ary izy ny renivohitr'i kaontia ny Santa Clara. Izy no tanàna ngeza indrindra amin'ny tanànan-dehiben'i San Francisco ary renivohitr'i Silicon Valley.
Votoatiny |
[Ovay] Jereo koa
[Ovay] Takelaka
[Ovay] Lahatsoratra ilaina
[Ovay] Rohy ivelany
- (en) tranonkala ofisialy