Sambondanitra

Avy amin'i Wikipedia

Ny sambondranitra dia fiaramanidina ahafahana mandeha any amin'ny habakabaka. Sahala ny fiaramanidina ny sambondanitra amin'izy afaka miverina eto an-tany sahala ireo fiaramanidina tsotra.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.