SOV

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Fiteny ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny fiteny manana rafi-pitenenana SOV, dia manana rafi-pitenenana Sujet-Objet-Verbe (lazaina-Zavatra-Matoanteny) Manana io fehezanteny io ny fiteny Japoney

Ny hafa mampiasa rafi-pitenenana SOV koa dia fiteny Ainoa, Akkadiana, Amharika, Armeniana, Aymaraha, Baska, Bengalia, Birmana, Burushaski, Elamita, Hindi, Hittita, Hopia, Itelmen, Kannada, Koreana, Korda, Mandchoa, Marati, Mongoliana, Navajo, Nepali, Nivkh, Nobiin, Pāli, Pashtô, Persiana, Punjabi, Quechua, Sanskrity, Singaley, ny ankabeazan'ny teny Indo-arianina hafa ary ny fiteny somali

Ohatra [hanova]

  • kana-kanji : 私は箱を開けます。
  • Rōmaji : watashi.wa.hako.o.a.ke.ma.su.
  • dika tsotra : Izaho boâty manokatra
  • dika tsara : Manokatra boâty aho

Jereo Koa [hanova]

Tipolojia ny teny