Rindrankajy fampiharana an-tranonkala

Avy amin'i Wikipedia

Amin'ny taranja kajimirindra, ny rindrankajy fampiharana an-tranonkala (amin'ny teny anglisy: web application; amin'ny teny frantsay application web) na koa fampiharana an-tranonkala dia rindrankajy fampiharana azo alefa amin'ny alalan'ny mpitety tranonkala sahala ireo tranonkala tsotra. Mipetraka eo amina lohamilina ny fampiharana an-tranonkala ary manana interfasy fifandraisana, amin'ny alalan'ny tambajotra ara-kajimirindra.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.