Repoblikan'i Afrika Afovoany

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny Repoblikan'i Afrika Afovoany dia firenena iray eo anivon'ny kaontinanta afrikanina. I Bangui no renivohiny.