Renren
Avy amin'i Wikipedia
Renren (amin'ny fiteny sinoa: 人人网; pinyin: Rénrénwǎng "tranonkalan'ny olona rehetra") dia tambajotra ara-tsosialy sinoa. Ny anaran'izy io tamin'ny voalohany dia Xiaonei, izay novaina ho renren tamin'ny volana Aogositra 2009. Ny adiresin'ny tranonkala ofisialy dia www.renren.com
Ny isan'ny olona nisoratra anarana tao amin'io tamba-jotra ara-tsosialy io dia 160 tapitrisa[1]. 31 tapitrisa amin'ireo izay nisoratra anarana no mavitrika. Ao amin'ny distrikan'i Chaoyang, Beijing no misy ny foiben'i Renren.
Rohy ivelany [hanova]
- Tranonkala ofisialy
- Xiaonei fahiny
- Renren Inc.
- Renren Inc. (Chinese (PRC))
- Xiaonei Club
|