Radio Televiziona Analamanga

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny RTA)

Ny RTA na Radio Télé Antananarivo dia fahitalavitra iray eto Madagasikara. Io fahitalavitra io no nanomana ny Pazzapa izay nivoahan'i Aina Cook, Firmin, Melky... mpihira malaza eto Madagasikara.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.